|
Miresaka Unix/Linux & OpenSource @ Teny Malagasy
© 2007 Linux Malagasy |
Kirakira 11 izao no fantatra fa azo antoka rehefa avy nozohin'ny Orin'asa Coverity sy ny Fampianarana Ambaratonga Ambony Standford any Amerika akaiky dia akaiky ireo an-dalana amana'alina nanoratana ny kirakaira.
Ity sahan'asa ity dia eo ambany fiahian'ny US Department of Homeland Security (DHS). Nanomboka t@ Martsa 2006 ny sahan'asa ary mbola mitohy.
Ireto ireo kirakira 11 : Amanda, NTP, OpenPAM, OpenVPN, Overdose, Perl, PHP, Postfix, Python, Samba ary TCL.
Mivoaka izao nykinova 8.3 ny PostgreSQL. PostgreSQL dia mpizara SQL matanjaka.