|
Miresaka Unix/Linux & OpenSource @ Teny Malagasy
Fandraisana
> Fampitandremana
© 2007 Linux Malagasy |
Tandremo fa misy lavaka ny kernel 2.6.17-2.6.24.1. Efa nivoaka izao ny kernel 2.6.24.2 izay manitsy ny tsy mety. Ity lavaka ity dia ahafahan'ny mampiasa ao @ milina maka ny fahefan'ny root. Ampiakaro noho izany ny kinova linux.
Ireo filazana samihafa mikasika ity lavaka ity :
![]() |