Sokajin-dahatsoratra
o Tonony tsara ny hoe "Linux"
o Logiciel Libre
o Loharano
o Boky, Magazine
o Linux & Industrie
o Madagasikara
o Tantaran'i Linux
o Distribution
o Hardware
o Software
o Office
o X-Window

Rohy samihafa
/
http://www.amul.mg/
http://www.linuxfr.org/
Distribution::Safidy Distribution Linux

Mitovy sokajy
Solaris lasa OpenSolaris
Gentoo Linux

Nalefan'i Rado tamin'ny 19 mars 2003

GNU/Linux dia voasokajy ho anisa’ny UNIX, miodina amin’ny "processeur" maro (x86, ppc, sparc, mips, ...). Manoloana ireo Distributions Linux izay maro be tokoa dia misy takila iray ity izay ahafahana misafidy ny Distribution tiana ampiasaina mifanaraka @ ny tena ilaina azy: serveur, desktop, firewall & routeur, developpement ...sns ...

Ahitana:
-  ny vaovao tsy an-kiato mikasika ny Distributions Linux,
-  fampahalalana sy fanazavana ny Distribution isan-karazany
-  ... sns ...

Distrowatch

Atonta Atonta (dinika)  Omeo ny hevitrao
© 2004, linuxmg.org