Sokajin-dahatsoratra
o Tonony tsara ny hoe "Linux"
o Logiciel Libre
o Loharano
o Boky, Magazine
o Linux & Industrie
o Madagasikara
o Tantaran'i Linux
o Distribution
o Hardware
o Software
o Office
o X-Window

Rohy samihafa
/
http://www.amul.mg/
http://www.linuxfr.org/
Office::Fametrahana OpenOffice.org 1.0.1

Mitovy sokajy
OpenOffice.org & Base de donn�s
Grisbi: logiciel fanaovana comptabilit�/a>
Fametrahana OpenOffice.org

Nalefan'i Rado tamin'ny 6 septembre 2002

Ity lahatsoratra ity dia mifameno @ Fametrahana OpenOffice.org .1/0 izay manan-kery hatrany izay lava kokoa raha oharina amin’ity.


-  Alaivo ny OpenOffice.org 1.0.1 mifanaraka amin’ny teny ilaina http://www.openoffice.org/dev_docs/source/1.0.1/index.html
-  Vahao ny fonosan-tahiry
-  Alefaso ny install "automatique" tahaka ny voalaza eto amin’ny ohatra eto ambany oh1:[root]./install #mametraka azy ao @ /usr/local
oh2:[root] ./install - prefix=/opt # mametraka azy ao amin’ny /opt
-  Ny mpampiasa tsirairay dia mandefa ny OpenOffice.org @ alalan’ny prefix/program/soffice (prefix: /usr/local na /opt ... voafaritra teo ambony)

Raha mila fanampim-panazavana dia jereo ny fichier eto ambany.

Atonta Atonta (dinika)  Omeo ny hevitrao
© 2004, linuxmg.org