Sokajin-dahatsoratra
o Tonony tsara ny hoe "Linux"
o Logiciel Libre
o Loharano
o Boky, Magazine
o Linux & Industrie
o Madagasikara
o Tantaran'i Linux
o Distribution
o Hardware
o Software
o Office
o X-Window

Rohy samihafa
/
http://www.amul.mg/
http://www.linuxfr.org/
Fitantanana::Bash: tapany II

Mitovy sokajy
Bash :tapany III
Bash: tapany I

Nalefan'i Rado tamin'ny 18 mars 2003

Mitohy ihany ny fijerena amin’ny ankapobeny ny komandy "bash" taorian’ny tapany I. Ity tapany faharoa ity dia hijery mikasika ny
-  mpampiasa
-  jobs
-  process

Mpampiasa

-  useradd/userdel: manampy/mamafa mpampiasa
-  groupadd/groupdel: manampy vondrona mpampiasa
-   passwd : manova ny fanalahidy
-  chown/chgrp: manova ny tompon’ny fichier na ny vondron’ny mpampiasa
-  users: mijery ny mpampiasa mampiasa ny milina amin’ny fotoana hanoratana ny komandy
-  groups: mitovy @ teo ambony saingy mampiseho ny vondrona mpampiasa
-  id: mampiseho ny ID ’ny mpampiasa sy ny vondrona rehetra misy azy
-  logname: mampiseho ny "login" :))
-  who: mitovy @ users
-   w: mitovy @ who miampy ny ora/daty/faharetana nidirana t@ milina, processus/komandy ampiasain’ny mampampiasa
-  ac : manisa ny fifiran’ny mpampiasa tao @ milina
-  last : mampiseho ny lisitry ny mpampiasa niditra tao @ milina faramparany
-   su/sudo UID/mpampiasa: miova UID
rado@bash$ su : mivadika ho "root" ny mpampiasa "rado"
root@bash$ su rado: mivadika ho "rado" ny mpampiasa "root"

Jobs

-  jobs: mampiseho ny jobs
bash$ emacs -nw &
[1] 18276
bash$ jobs
[1]+ Stopped emacs -nw


-  disown: mamafa ny jobs
bash$ disown
bash: warning: deleting stopped job 1 with process group 18276

-  fg/bg __laharan’ny job__: mamadika "job" ho "foreground" na "background"
-  enable __komandy builtin__: mamela na manakana komandy "builtin" afaka hiasa
[rado@linux rado]$ pwd
/home/rado
[rado@linux rado]$ enable -n cd
[rado@linux rado]$ cd /
bash: cd: command not found
[rado@linux rado]$ enable cd
[rado@linux rado]$ cd /
[rado@linux /]$ pwd
/

-  suspend: mampiato (Control Z)

Process

-  top: mampiseho process tsy an-kiato
-  ps: mampiseho process. Andramo: ps awwux, ps eaufx
. ps dia mampiseho zavatra betsaka noho top
-  kill: mamomno process
-  nice: mametraka ny laharam-pahamehana (-20 ny ambony indrindra ary 19 no ambany indrindra)
-  pidof: mijery ny laharan’ny process (PID)
-  nohup: mandefa programa izay tsy maty na dia mivoakan’ny milina aza ny mpandefa azy
-  fuser: mijery ny PID mampiasa fichier. Ny option -k dia mamono ilay process


bash-2.05b# fuser -v /usr/bin/emacs
                    USER        PID ACCESS COMMAND
/usr/bin/emacs       root      18868 ...e.  emacs<br>
bash-2.05b# fuser -kv /usr/bin/emacs
                    USER        PID ACCESS COMMAND
/usr/bin/emacs       root      18868 ...e.  emacs
[1]+  Killed                  emacs -nw
bash-2.05b#

-  init: renin’ny process rehetra
-  runlevel: mampiseho na manova "runlevel"
0: mijanona; 1: single user; 2 sy 3: multi-user; 5: X-Window; 6: reboot
-  telinit: manova ny runlevel
-  halt, shutdown, reboot: mampijanona/reboot ny milina
-  telinit: manova ny runlevel.

Atonta Atonta (dinika)  Omeo ny hevitrao
© 2004, linuxmg.org