|
Maro ireo kirakira azo ampiasaina araky ny distribution Linux mba:
hametrahana ny package
hitantanana tsara ny package ampiasaina
tsy hanapahana ny zavatra ilain’ny package iray
tsy hisian’ny fifandonana mety misy eo @ version package na package 2 na maro samihafa
hanaovana "mise �jour" tanteraka ny distribution
Ity lahatsoaratra ity dia mampahafantatra fotsiny ihany
ireo "package Manager" sy ny toerana mety ahitana packages maro.
Mandrake -> urpmi/rpmdrake/MandrakeUpdate
http://www.urpmi.org/easyurpmi/index.php
http://plf.zarb.org/
http://www.rpmhelp.net/
http://ranger.dnsalias.com/mandrake/
http://www.linuxlots.com/~buho/semi...
http://norlug.org/~chipster/index.p...
http://rpm.nyvalls.se/
http://www.drakian.org/
Debian -> apt-get
http://www.debian.org/distrib/packages
http://www.apt-get.org/
http://www.backports.org
apt-rpm
apt-get teny am-piandohana dia azo ampiasaina @ Debian ihany. Ny distribution Conectiva dia namboatra ny apt-get ho azo ampiasaina @ rpm.
Ankehitriny izany dia afaka mampiasa apt ireo distribution izay mampiasa rpm (Redhat/Fedora,Mandrake, Suse ...sns...)
http://freshrpms.net/apt/
http://apt-rpm.tuxfamily.org/
http://dag.wieers.com/home-made/apt/
http://atrpms.physik.fu-berlin.de/
http://apt4rpm.sourceforge.net/
http://linux01.gwdg.de/apt4rpm/
yum dia mitovy asa @ apt-get sy urpmi. Yum dia navoaka niaraka @ Yellow Dog izay Distribution miodina @ PPC. Ankehitriny dia Redhat / Fedora no mampiasa betsaka an’i yum @ ireo distrib x86.
http://linux.duke.edu/projects/yum/...
http://www.fedora.us/wiki/FedoraHOWTO
Redhat / Fedora -> up2date
https://rhn.redhat.com/help/latest-...
Suse -> YaST2-Package-Manager
http://www.suse.de/~sh/YaST2-Packag...
http://guru.linuxbe.org/rpm/
http://www.suse-rpms.de/
http://www.usr-local-bin.org/
http://packman.links2linux.org/
Package Java
http://www.jpackage.org/
http://www.blackdown.org/
Fijerana package rpm/deb
Raha tsy mahafa-po anao ireo voalaza teo ambony dia afaka mijery rpm @ ireto:
http://www.rpmfind.net/
http://rpm.pbone.net/
http://www.rpmseek.com/
Fampitandremana
Ny fampiasana package tsy ofisialy dia mila fitandremana. Eo @ lafiny "securit�: mila jerena ny sonia pgp ny’ny package raha mitovy @ lazain’ny mpanamboatra azy. Ary raha mitovy dia mahatoky ilay mpanamboatra ilay package ve enao?
|