Sokajin-dahatsoratra
o Tonony tsara ny hoe "Linux"
o Logiciel Libre
o Loharano
o Boky, Magazine
o Linux & Industrie
o Madagasikara
o Tantaran'i Linux
o Distribution
o Hardware
o Software
o Office
o X-Window

Rohy samihafa
/
http://www.amul.mg/
http://www.linuxfr.org/
Fitantanana::Bash: tapany I

Mitovy sokajy
Bash :tapany III
Bash: tapany II

Nalefan'i Rado tamin'ny 7 mars 2003

Andian-dahatsoratra mikasika ny "commande bash" izay nosokajiana arakaraky ny @ ilaina azy sy ny asany. Marihina fa ity andian-dahatsoratra ity dia tsy mahasolo velively ny man bash sy ny Manuel Bash

Fampiasa an-davanandro

-  ls: lisitra
Andramo: ls -la; ls -R; ls -lh ... sns...
-  cp file1 file2: mandika
ny cp -R dia mandika repertoire sy izay ao anatiny
ny cp -p dia mitahiry ny "droit"
-  mv file1 file2 : manova anarana
-  rm file1 file2 ....: mamafa fichier(s)
ny rm -f dia tsy manontany fa tonga dia mamafa. TANDREMO
ny rm -R mamafa r�ertoire
-  mkdir directory: mamorona r�ertoire
-  rmdir directory: mamafa r�ertoire
-  chmod fichier na chmod repertoire: manova ny "permission" oh: chmod +x test.sh
chmod 600 /root
Momba ny Bit: r = 4 (mamaky) ; w = 2 (manoratra/manova/mamafa); x =1 (executable raha fichier ary azo hidirana raha r�ertoire) . Jereo ny man chmod ho an’ny fanampim-panazavana.
-  cat fichier: "concatenate"

-  tac fichier: mitovy @ cat fa mamaky ny fichier avy any @ farany
-  rev fichier: "reverse"
Ampitahao cat /etc/passwd sy tac /etc/passswd ary rev /etc/passwd
-  tail : mampiseho sombiny @ Andramo : tail -f /var/log/messages; ampitahao tail +2 /etc/passwd sy tail -2 /etc/passwsd
-  head fichier: mampiseho ny lohan’ny fichier
-  less fichier
-  more fichier

Fitadiavana fichier

-  find:
oh1:

Find
Find

mitady fichier, manomboka ao @ "home"-n’ ny mpampiasa mandefa ny komandy bash, izay rehetra manana anarana mifarana @ .txt ary avy eo dia mampiseho izany @ STDOUT
oh2:


find . -name "*~" -exec rm -i '{}' \;
mitady fichier, manomboka ao @ "r�ertoire courant" misy ny mpampiasa mandefa ny komandy bash, izay rehetra manana anarana mifarana @ "tilde" , ny ao aorian’ny "-exec" dia komandy bash: eto izy dia mamafa ny fichier rehetra izay hitany ka mifarana @ ~.
-  locate/slocate sy updatedb: locate (na slocate) fichier dia mitady fichier ao anaty "base de donn�s" izay namboarin’ny komandy updatedb (tsara atao anaty cron ny updatedb).

Ora sy Daty

-  date: mampiseho sy manova ny ora ary daty
Andramo: date ’+%d %b %y’ ; date -I ...sns...
-  time komandy_bash: mampiseho statistika momba ny komandy bash nampiasaina
Andramo: time ls -la
-  cal: kalandary
-  hwclock/clock: oran’ny hardware. Ampiasain’ny rc.sysinit hampitovy ny oran’ny system sy ny hardware

Fitadiavana Komandy

-  which komandy
oh:
[rado@linux sec]$ which date
/bin/date
[rado@linux sec]$

-  type komandy: mitovy @ which saingy type dia komandy "builtin" bash
[rado@linux sec]$ which read
which: no read in (/usr/bin:/bin:/usr/local/bin:/usr/X11R6/bin:/usr/java/j2sdk1.4.0_03/bin)
[rado@linux sec]$ type read
read is a shell builtin
[rado@linux sec]$

-  whereis komandy: mitady ny executable sy man ary ny source
[rado@linux sec]$ whereis read
read: /usr/share/man/man1/read.1.bz2 /usr/share/man/man2/read.2.bz2 /usr/share/man/mann/read.n.bz2
[rado@linux sec]$

Hatreto aloha ny androany fa mbola hitohy ny tantara fa tsy mifarana hatreo.

Atonta Atonta (dinika)  Omeo ny hevitrao
© 2004, linuxmg.org