|
Mitovy sokajy
|
| K3b: fanoratana CD/DVD
|
| Surfraw - fitadiavana eto @ tranok’ala
|
| Flash Player 7
|
| Package Manager
|
| Fonosan-tahiry
|
|
|
|
Nalefan'i Rado tamin'ny 4 juin 2004
|
Atao inona sftp/fish ?
sftp/fish dia hanaovana "ftp" @ alalan’ny "server sshd" miodina @ milina iray. Ny tombony raha oharina @ "ftp" tsotra dia azo jerena ato sy ato. Ny fametrahana "server sshd" izay openssh dia ato ihany koa.
Konqueror & sftp/fish
Konqueror dia kirakira izay miaraka @ KDE. Raha vao mametraka KDE dia manana konqueror miodina ao @ milina. Konqueror dia mahazaka "protocol" maro be. Efa nanomboka nijery izany isika tato. Amin’ity indray mitoraka ity dia hijery ny fampiasana "sftp/fish" @ alalan’ny konqueror isika.
Configuration protocol
Configuration > Configurer Konqueror > Aper�s & M�a-informations >
 Configuration
Connexion
Zarao 2 konqueror: Ctrl + Maj + L
Soraty eo @ fampidirana URL: sftp://login@milina na fish://login@milina
 Adiresy Server sshd
Ampidiro ny fanalahidy
 Connexion - Fenoy izay tsy ampy
Azontsika ny "arborescence" eo @ milina sy ny ao @ "server sshd"
 Local
 Distant
Famindrana "fichiers
Manomboka eto dia betsaka no azo atao @ famindrana fichiers fa ny "drag ’n drop" no haingana indrindra :-)
 Famnindrana fichiers: glisser /d�oser
 Fidio copier na d�lacer
 Famindrana fichiers - fandrosoany
 Famindrana fichiers - mbola tsy vita tanteraka
Hitantsika ny fampiasana ny "sftp/fish" @ konqueror. Azo oharina @ izany daholo ny fampiasana ny "protocol" zakan’i konqueror izay hita ao @ "Configuration protocol".
|
|
|