Sokajin-dahatsoratra
o Tonony tsara ny hoe "Linux"
o Logiciel Libre
o Loharano
o Boky, Magazine
o Linux & Industrie
o Madagasikara
o Tantaran'i Linux
o Distribution
o Hardware
o Software
o Office
o X-Window

Rohy samihafa
/
http://www.amul.mg/
http://www.linuxfr.org/
Distribution::Solaris lasa OpenSolaris

Mitovy sokajy
Gentoo Linux
Safidy Distribution Linux

Nalefan'i Rado tamin'ny 27 janvier 2005

Navoakan ’i Sun license Open Source izao Solaris.

Solaris dia anisan ’ny fianakaviam-be Unix. Navoakan ’i Sun license CDDL izao Solaris. Solaris dia miodina Sparc/UltraSparc sy x86. Mitombo indray izany izao ny "kernel Open Source" afaka ampiasaina fianakaviam-be n ’ny UNIX tahaka ny Kernel Linux sy ireo BSD.

Ny tena mampiavaka ny an ’i OpenSolaris dia ny fisian ’i Dtrace ao anatiny izay hanampy betsaka ny "Admin Sys" sy ny "Developer Sys". Tsindrio ny rohy Dtrace eto ambany raha te ahalala bebe kokoa ny asan ’ny Dtrace.

-  License CDDL
-  Open Solaris
-  Dtrace

Hidio @ izay io MS Windows io.

Atonta Atonta (dinika)  Omeo ny hevitrao
© 2004, linuxmg.org