Alaivo ny fonosan-tahiry araka ny teny izay tiana ampiasaina: ato ary apetrao any amin’ny
toerana malalaka
Miakara ho root Vahao io fonosan-tahiry io: tar -xvzf OOo_1.0.0_LinuxIntel_install_fr.tar.gz Midira ao amin’ny "install"
Soraty: ./setup /net
Arao izay eo amin’ny Sary
Fifidianana ny repertoire d’installation: ataovy any amin’ny toerana malalaka
sy azon’ny rehetra andehanana (aza atao ao amin’ny /root ohatra)
Vita hatreo ny ny asan’i root. Manomoka izao dia ho an’ny mpampiasa
tsirairay no mametraka OpenOffice.org ho azy.
Midira ho mpampiasa tsotra izay hametrahana OpenOffice.org
Mankanesa ao amin’ny /usr/local/OpenOffice.org1.0 (na izay toerana nametrahana azy
tetsy amin’ny sary faha-6)
Soraty: ./setup ary arao izay havoakan’ny sary eto ambany
Vita ny fametrahana
Fandefasana OpenOffice.org ho an’ny mpampiasa tsotra