Dikateny Malagasy : sahan’asan’ny GNU/Linux Malagasy
"Dikateny Malagasy" is a collection of all the translations produced so far by those who are working on providing Free Software (as in Freedom) and Open Source Software in Malagasy.
Ny sahan’asa "Dikateny Malagasy" dia mirakitra ireo dika-tenina kirakira "Free/Libre Software" na Open Source Software ho amin’ny teny Malagasy.
Io sahan’asa io dia fitaovana hanampy @ fiaraha-miasan’ny mpandika-teny sy ny mpitantana ny kirakira. Ny vokatry izany fiaraha-miasa izany dia havoaka @ fomba ofisialy miaraka @ fonosan’ny kirakira voadika.
Ny mpandika-teny kosa dia izay rehetra vonona hanampy. Raha manana fotoana kely, na dia 5 minitra monja aza, dia tongava mandray anjara. Tsy mila fitaovana hafa ankoatran’ny "Navigateur/Browser" @ fandikana teny.
Dikateny Malagasy dia mampiasa rakitra "Voambolana" mba hampandroso haingana sy hampitovy tantana ny dikateny.
Mandehana ary ao @ :
http://dikateny.linuxmg.org
http://dikateny.malagasy.org
Ny forum/lisitra dia ato : http://dikateny.linuxmg.org/mailing.php?lg=mg
Ny Mpiandriakitra:
Sahoby Raharinirina
Dina Ratsimbazafy
Jaonary Rabarisoa
Rado Ramarotafika
|